Entry | 1 harivariva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3] duplicatif |
Examples |
4 [2.324] Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. 5 [2.470] harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. 6 [2.471] harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. |
Root | 7 hariva |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word harivariva |
Anagrams | 10 haraviravy, harivariva, haviravira |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |