Entry (1/2) | 1 takariva |
Root | 2 hariva |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. [1.1] |
Explanations in English |
5 about dusk. [1.2] 6 twilight, the late afternoon 7 a late afternoon party [1.7] |
Explanations in French |
8 À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir [2.415#6608] 9 crépuscule du soir 10 réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi [1.8] |
Examples |
11 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra; [2.324] 12 Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [2.470] |
Vocabulary |
13 Time |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word takariva |
Entry (2/2) | 17 Takariva |
Part of speech | 18 name (newspaper) |
Vocabulary |
19 Publishers, newspapers |
Anagrams | 20 takariva, Takariva |
Updated on 2023/08/11 |