Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : takariva | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ny andraso andraso manariva ny mody. [1.1]
Ny takariva no mahatonga ny alina; ny sangy mahery no mahatonga ny ady ; ny "andraso kely" no Ny takariva no mahatonga ny alina, ny sangy no miteraka ny ady, ny andraso kely no | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ny hataka andro lava, ny fampiandrasana ary ny fiolakolahana dia mahatonga ho tratra hariva nony hody (tokony hotsorina izay fanapahankevitra raisina). [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le crépuscule amène la nuit ; la plaisanterie trop forte engendre les disputes; le attendez un peu, retarde jusqu' au soir; l' oubli fait perdre les paquets. [2.415 #6244]
Le soir appelle la nuit ; les familiarités excessives engendrent les querelles ; les fréquents délais épuisent la journée ; les oublis causent la perte des bagages. [2.974 #274] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Une petite cause a de grands effets. [2.415 #6244] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny voalavo no mahazo homana entana, ny jiro no maty takariva. [2.415 #4312, 2.653 #2483] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si les rats peuvent ronger les paquets, c' est que la chandelle est éteinte dès la tombée de la nuit. [2.415 #4312] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut prendre ses précautions contre les voleurs. [2.415 #4312] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||