Entry | 1 hadino |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] forgotten |
Explanations in French |
5 [1.3#202, 1.8] oublié 6 [1.3#202] dont on ne se souvient pas 7 [1.3#202] pardonné |
Examples |
8 Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69] 9 Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |