|
|
|
|

Entry1  fanadinoana (hadino)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1]
Explanations in French  4  l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3#202]
Examples  5  Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. [2.944]
6  Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499]
Titles 
Proverbs  8  Proverbs containing the word fanadinoana

Updated on 2023/09/10