|
|
|
|

Entry1  fanadinoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra
Explanations in French  4  [1.3#202] l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner
Examples  5  [2.944] Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy.
6  [2.499] Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana.
Root  7  hadino
Titles  8  Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda)
Proverbs  9  Proverbs containing the word fanadinoana

Anagrams  10  fanadinoana, nandafianao

Updated on 2025/01/21