|
|
|
|

Entry1  hadinoina
Root  2  hadino
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro)
Explanations in English  5  [1.2] to be forgotten, to be neglected.
6  [1.7] to be forgotten
Explanations in French  7  [1.3#202] Ce qu’on oublie
8  [1.8] qu'on oublie
Examples  9  Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#]
10  Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#]
11  Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word hadinoina

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21