|
|
|
|

Entry1  manadino
Root  2  hadino
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to forget
6  [1.2] to neglect
Explanations in French  7  [1.3#202, 1.8] oublier
8  [1.3#202] ne pas se souvenir, pardonner
Examples  9  Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369#]
10  Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#]
11  Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manadino

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/28