|
|
|
|

Entry (1/5)1  kaoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lempona aty, lesoka aty
Keoka
4  [1.13][keoka] miendrika lovia
Explanations in English  5  [1.7] hollow, concave
Explanations in French  6  [1.8] creux, concave
7  [1.13][keoka] concave
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  lempona

Entry (2/5)14  kaoka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny

Entry (3/5)17  kaoka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany
Explanations in French  20  [1.196] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Tanala]
Vocabulary  21  Botany
Scientific name 

Entry (4/5)23  kaoka
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25  [1.13] fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka
Explanations in French  26  [1.13] érosion
Vocabulary  27  Geography: (in general)

Entry (5/5)28  kaoka
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  [1.1] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia
Vocabulary  31  Health

Anagrams  32  akako, akaok, akoka, kakao, kaoka, koaka

Updated on 2020/07/31