Entry |
lempona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
|
| Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
|
Explanations in English | A concavity, a hollow [1.7]
|
Explanations in French | Terrain bas [1.8]
|
| Doline [1.13]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Analogs |
deboka |
Proverbs |
|
Entry |
lempona
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Miendrika lovia [1.13]
|
Explanations in English | Concave, hollow; low-lying [1.7]
|
Explanations in French | Creux, enfoncé [1.8]
|
| Concave [1.13]
|
Compound words |
|
Analogs |
kaoka |
|
Entry |
Lempona
(lempona)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -20.6833333, 47.6666667
|
|