Entry (1/2) | 1 haizina |
Root | 2 izina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hamaizinana, fanjombonana [1.1] |
Examples |
5 Nahirany ny masony ka haizina no mameno ny trano [2.470] 6 Tahaka ny hazavana kely mangirika ao anatin'ny haizina mikitroka izany teny izany [2.471] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 haizina |
Root | 10 hay |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in English |
12 to be possible, to be in a state to be effected, to be done according to one's ability. [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 17 ahizina, haizina, hazainy, ihazany, ihizana, izahany |
Updated on 2023/08/11 |