|
|
|
|

Entry1  halamanjana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary
Explanations in English  4  [1.2] an open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as an-kalamanjana#mg.dv.
Explanations in French  5  [1.3#208] place, lieu vide, libre, sans obstacle
Derivatives 
6  Adverbs :

Updated on 2025/01/21