Entry | 1 ankalamanjana |
Root | 2 halamanjana |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1] |
Explanations in English |
5 in the open air, outdoors [1.7] |
Explanations in French |
6 en plein air [1.8] |
Examples |
7 Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270#] 8 indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470#] |
Compound words |
|
Tables and plates |
10 All the adverbs |
Updated on 2023/10/19 |