Entry | 1 ankalamanjana |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1][an-kalamanjana] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana |
Explanations in English |
4 [1.7] in the open air, outdoors |
Explanations in French |
5 [1.8] en plein air |
Examples |
6 [2.270#] Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. 7 [2.470#] indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. |
Root | 8 halamanjana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |