Entry |
halotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Explanations in French | Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous Figuré: arracher un secret [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
halotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
|
Examples | Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy"
[2.69]
|
Vocabulary |
Origin | French: halte!.
|
|
Entry |
halotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
aloka
[1.78]
|
|
Entry |
halôtra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Moron-dranomasina [1.78]
|
|