|
|
|
|

Entry1  hamalinana
Root  2  malina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1]
Synonyms  5  fahamalinana

Updated on 2023/01/20