Entry | 1 fahamalinana |
Root | 2 malina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1] |
Explanations in English |
5 carefulness, prudence [1.7] |
Explanations in French |
6 prudence, circonspection [1.8] |
Synonyms | 7 hamalinana |
Updated on 2023/01/20 |