|
|
|
|

Entry1  fahamalinana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao
Explanations in English  4  [1.7] carefulness, prudence
Explanations in French  5  [1.8] prudence, circonspection
Root  6  malina
Synonyms  7  hamalinana

Updated on 2024/12/11