Entry | 1 hamandoana (mando) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Toetran' ny zavatra lena ka tsy mety maina tsara: Ny hamandoan' itỳ efitra itỳ no tsy mahasalama anay ato [1.1] |
Explanations in French | 4 humidité [1.13] |
Examples |
5 Tsy maina tanteraka ny akanjo nanaovako, ka tsaroako nihatra tamin' ny tenako ny hamandoana. [2.4#] 6 Mifanohitra amin'ny finoan'ny olona, ny sery dia tsy azo avy amin'ny hatsiaka na hamandoana (na dia mampihombo ny sery tokoa aza ny fanaovana mangatsiaka loatra, lena, na vizaka. [2.424#] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 andamohana, hamandoana, mahaondana |
Updated on 2023/02/23 |