Entry | hamavoina (mavo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tsinontsinona, haratsina, esoina: Hamavoiny daholo ny olona rehetra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be despised [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on méprise [1.8] | ||||||||
Examples | ary mandrakariva dia hamavoina mandritra ny andro ny anarako.
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mavoina | ||||||||
Anagrams | hamaivano, hamavoina |
Updated on 2023/01/20 |