|
|
|
|

Entry1  hambahamba
Root  2  hamba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
fiatoatoana raha miteny.
mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero
Explanations in English  5  [1.2] indecision, hesitation
Examples  6  Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy. [2.298#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Synonyms  12  hamba

Updated on 2025/01/21