Entry |
mihambahamba
(hambahamba (hamba))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
|
Examples | Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mihambahamba |
Past : |
nihambahamba |
Future : |
hihambahamba |
Imperative : |
mihambahambà |
|
|
Entry |
mihambahambĂ
(hambahamba (hamba))
|
Part of speech | imperative of active verb mihambahamba
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|