Entry | hamoraina (mora) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tonga mora: Hamorao kely ny fanadinana amin' ito fa sarotra loatra isan-taona Amboarina atao raharaham-pihavanana ifampiraharahana ankamorana: Soa ihany fa nohamoraina ny raharaha fa raha tsy izany mety ho lasa ady nifanaritaka mihitsy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be made easy [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on rend facile [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | amohirana, anamariho, hamaroina, hamoraina, miroahana |
Updated on 2023/01/20 |