|
|
|
|

Entry1  hamorana
Root  2  mora
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra mora atao: Ny hamoran' ny fanadinana no nahabe afaka ny mpianatra
5  Toetran' ny zavatra tsy lafo vidy: Ny hamorany no ividianako azy fa tsy dia ny hatsarany loatra akory
6  Toetran' ny olona malemy fanahy, moramorainy, mamindra fo: Ny hamoran' ilay reniben' Imboasalama no nahatonga ny anarany hoe Ramorabe [1.1]

Anagrams  7  amahoran, amoharan, amorahan, anaroham, anoharam, anoraham, hamorana, hanamaro, hanamora, hanoaram, maharona, mahorana, manohara, manoraha, nahamora, namahora, namohara, namoraha, nohamara

Updated on 2023/01/20