|
|
|
|

Entry1  hany ka
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] and so
Explanations in French  5  [1.3#48][any ka] tellement, de sorte que, de façon que
6  [1.8] donc, c'est pourquoi
7  [1.27#21] tellement, de sorte que
8  [1.66#730] au point que, à tel point que
Examples  9  [2.643#95] hany ka te-hihaona aminao aho
10  [1.1] Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako
11  [1.2] Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead)
12  [2.606#62] Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy
13  [2.332#53] Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky!
Elementary words  14  hany, ka

Anagrams  15  hakain, hakany, hany ka, hinaka, nahika, nakahy, nihaka

Updated on 2025/01/21