|
|
|
|

Entry (1/4)1  ka
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] sy, ary
4  [1.78] [Bara] dia
5  [1.1] Enti-mampitohy teny roa sady manisika ireto hevitra samihafa ireto: 1) Hevitra milaza fa vokatry ny asa voalazan' ny teny voalohany ilay faharoa: Nihazakazaka izy ka lavo. (Matetika no ia lohan' ny hoe "hany" ny "ka" amin' io hevitra io: Nihinam-boankazo manta izy hany ka narary kibo.) 2) Ny hevitra hoe "ary dia": Ta hahita azy ianao ka io izy manoloana anao 3) Ny hevitra hoe "ary rehefa avy eo": Nanatona azy izy ka nanao taminy hoe 4) Ny hevitra hoe: "nefa, tsy araka ny nampoizina": I Manga no nantsgina ka i Ako no namaly
Famintinana ny hoe "koa" izay manan-kevitra hoe: "noho izany, araka izany": Maika aho ka izay hevitrao lazaina haingana ~ Efa vonona aho, ka amboary ny entanao fa hiainga isika
Explanations in English  6  [1.2] that, so that, and so; but, therefore. It is often followed by "dia". In the provinces, it is often "ko": Nantsoiny ka tonga aho (Called by him, and so I am come) ~ Nanantena anao ho tonga aho, ka tsy tonga hianao (I hoped you woud come, but you did not come ~ Nokapohinao ka kaody izy (Flogged by you, and therefore he is shy)
7  [1.7] and so; used when what follows is an immediate consequence, as: Nianjera izy ka folaka ny sandriny (He fell and broke his arm)
Explanations in French  8  [1.3] Et, ainsi, en sorte que, c'est pourquoi: Very izy ka notadiavina (Il était perdu et on l'a cherché)
9  [1.8] et ainsi, c'est pourquoi
Compound words 

Entry (2/4)15  ka
Part of speech  16  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1] 1) Kian-teny kely fametraka eo aorian' ny teny entina toa mitanisanisa asa misesy: Nokapohiko ka, nodarofako ka, norehetako ka, tsy navelako raha tsy nangorangorana; 2) ao aorian' ny fehezankevitra fohy, ka enti-milaza fiangaviana, fitalahoana: Ahy iny ka! Mifona aho ka
Explanations in English  18  [1.2] an expletive used after little phrases as a mere elegancy of speech, somewhat with the meaning "and what more would you have?": Nataoko ka (I have done it and (what more would you have))
an expletive used after words in the sense of koa
Explanations in French  19  [1.3] Peut quelquefois se traduire par : mais, donc : Ahy ka... (Mais c’est â moi)
D’autres fois, il sert d'ornement ou de point d'arrêt: Nokapohiko ka, Nasiako ka, Norehetako ka (Je l'ai frappé, je l’ai battu, je l’ai rossé)
Suivi de dia ou de ity, il ajoute une idée de force, d’expression, de supplique aux paroles qui précèdent : Mifoka aho, ka dia! (Je demande pardon, veuillez m’excuser) ~ Nentiko k' ity (Je l’ai bel et bien emporté)
20  [1.8] particule explétive
Compound words 

Entry (3/4)24  ka
Part of speech  25  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  26  [1.78] [Tanosy] Aza (fandraràna)

Entry (4/4)27  ka~
Part of speech  28  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  29  [1.10][ka-, kan-] tovona fapetraka eo alohan' ny fototeny sasany, ka mahatonga azy ho mpamaritra anarana, na ho fototeny miampy, toy ny hoe: baosy, kabaosy ~ osa, kanosa ~ bedy, kabedy ~ lita, kalita ~ potsaka, kapotsaka ~ razana, karazana
30  [1.10][kam-. kan-] tovona fapetraka eo alohan' ny teny sasany, ka mahatonga azy ho toy ny fototeny mitovana, miampy. Toy izany ny hoe kamahana (fahana), kamaitso (itso, maitso), kamaosy (maosy), kamara (mara), kamasina (hasina), kambavy (vavy), kamboty (boty), kamory (vory), kanendy (endy), kandahiny (lahy), kaniry (tsiry), kanosa (osa), kanonta (tonta), kanovo (tovo).
31  [1.1][kan-] Tovona fanaovana fototeny faharoa manisi-kevitra manaratsy na maneso: Kanosa (osa) ~ Kambavy (vavy)
Explanations in English  32  [1.2] a prefix added to many roots, and somewhat modifying the root meaning
33  [1.7] prefix used in forming nouns and adjectives, as: hihitra, kahihitra (stingy) ~ osa, kanosa (cowardly)
Explanations in French  34  [1.3] Préfixe, forme des substantifs et des adjectifs: Karazana, s. de razana; Kaozatra, adj. de ozatra
35  [1.8] préfixe qui sert à former des noms et des adjectifs; exemples: hihitra, kahihitra (avare) ~ osa, kanosa (poltron
Morphology 
36  Simple :

Updated on 2024/12/10