Entry | 1 harihary |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina 9 Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy 10 Rikarikan-tany 11 Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1] |
Explanations in English |
12 exposure. [1.2] 13 exposure to view [1.7] |
Explanations in French |
14 exposition à la vue [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |