Entry | 1 miharihary |
Root | 2 harihary |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany |
Explanations in English |
5 [1.2] exposed, open, manifest; fig. ashamed. 6 [1.7] to be evident, to be plain view |
Explanations in French |
7 [1.8] être en vue; être évident |
Examples |
8 Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mibaribary, misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word miharihary |
Anagrams | 17 miharihary, mihirahira |
Updated on 2023/01/20 |