|
|
|
|

Entry1  haromotana
Root  2  romotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1]
5  aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13]
6  Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explanations in French  7  rage [1.54, 1.13]
Examples  8  haromotana, ka tsy matahotra aina velona. [2.245#]
Vocabulary  9  Health

Anagrams  10  amontroaha, anamotraho, hamotorana, haromotana, noharatoam

Updated on 2023/02/17