|
|
|
|

Entry (1/2)1  hasoavana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana
Explanations in English  4  [1.7] goodness; favorable circumstances
Explanations in French  5  [1.8] bonté; circonstances favorables
Root  6  soa
Compound words 

Entry (2/2)9  hasoavana
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko
Explanations in French  12  [1.13] hasoavanjaza
Vocabulary  13  Religions, Beliefs
Root  14  soa

Anagrams  15  anasavoha, hanasoava, hasavanao, hasavoana, hasoavana, voasahana

Updated on 2025/02/02