|
|
|
|

Entry1  hatanjahina
Root  2  tanjahina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao tonga manan-kery kokoa, mahery fo kokoa: Tokony hohatanjahinao amin' ny fanafody ity zaza ity fa saozanina
5  Hamafisina kokoa: Nohatanjahiko tamin' ny anja-by iray lehibe ny sakamandimbin' ny tranoko [1.1]
Explanations in English  6  see tanjaka [1.2]
7  to be strengthened [1.7]
Explanations in French  8  qu'on rend plus fort [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  hatanjahina, hitanjahana

Updated on 2020/07/31