Entry | 1 hatsihina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antsoina amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana: Hatsiho fotsiny izy fa aza mikiakiaka Fahanana (basy), vaikaina |
Explanations in English |
4 [1.2] to be beckoned, to be touched; to be pulled back, as the trigger of a gun. 5 [1.7] to be beckoned to |
Explanations in French |
6 [1.8] à qui on fait signe |
Root | 7 hatsika |
Morphology |
|
Anagrams | 12 hahatsiny, hahitsany, hatsiahin, hatsihany, hatsihina, hihantsia, hisintaha, hitsahina, hitsaihan, hitsiahan, hitsihana, ihantsiha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |