Entry | 1 hazavaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to be made clear, to be illuminated 5 [1.2] to be lighted; to be distinct 6 [1.7] to be explained |
Explanations in French |
7 [1.3#869, 1.8] qu'on explique, qu'on éclaircit 8 [1.3#869] qu’on rend clair, distinct 9 [1.8] qu'on éclaire, qu'on illumine |
Examples |
10 [2.285#] Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. 11 [2.944#] Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. 12 [1.377#nyresaka] Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; |
Root | 13 zava |
Morphology |
|
Anagrams | 18 havazanay, hazavaina, hazavanay, ihazavana, vazahaina, vazahanay, zahavanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |