|
|
|
|

Entry (1/2)1  hazofijaliana
Elementary words  2  hazo, fijaliana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha [1.1]
Examples  5  teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
6  Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
7  Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Analogs  9  lakroa
Compound words 

Entry (2/2)11  hazofijaliana
Elementary words  12  hazo, fijaliana
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Merina] [1.196]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Updated on 2023/08/26