|
|
|
|

Entry1  lakroa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy
Examples  4  Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony; [2.588#]
Vocabulary  5  Religions, Beliefs
Analogs  6  hazofijaliana
Titles  7  Lakroan' i Madagasikara ()

Updated on 2024/12/12