|
|
|
|

Entry1  hazon-damosina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Explanations in English  5  the spinal bone, the spine. [1.2]
Explanations in French  6  l'épine dorsale [1.3#230]7  colonne vertébrale [1.13]
Examples  8  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Synonyms  9  tohivany
Elementary words  10  hazo, lamosina
Compound words 
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word hazon-damosina

Updated on 2023/08/26