Entry (1/3) | 1 heloka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1] |
Explanations in English |
4 crookedness [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 courbure [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word heloka |
Entry (2/3) | 13 heloka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany 16 Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1] |
Explanations in English |
17 perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2] 18 guilt; condemnation [1.7] |
Explanations in French |
19 faute, culpabilité; condamnation [1.8] |
Examples |
20 Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#] 21 Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#] 22 heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#] |
Vocabulary |
23 Law |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 32 heloka |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in French |
34 colère [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
35 Emotions |
Derivatives |
|
Other spellings | 37 eloke, eloko |
Anagrams | 38 ahelok, heloka |
Updated on 2023/06/19 |