|
|
|
|

Entry1  heloka bevava
Elementary words  2  heloka, bevava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona [1.1]
Explanations in English  5  a serious crime [1.7]
Explanations in French  6  délit grave [1.8]
7  crime [1.13]
Examples  8  Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [2.114#70]
9  Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508#539]
10  Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320]
Compound words 

Updated on 2023/11/20