|
|
|
|

Entry (1/2)1  heny
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1]
Explanations in English  5  so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7]
Explanations in French  6  tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)10  heny
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
13  Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1]
Explanations in French  14  réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa) [Tankarana] [1.19]
Compound words 

Updated on 2023/04/26