|
|
|
|

Entry1  herotrerony
Root  2  herotra
Part of speech  3  morphological form of herotrerotra
Vocabulary  4  Botany
Explanations in English  5  still young and tender (of people and foods) [1.7]
Explanations in French  6  Les plus jeunes, les plus tendres, se dit des gens, des animaux, des légumes tendres et verts [1.3#240]
7  jeune et tendre (se dit des personnes et des fruits, été.) [1.8]
8  Partie la plus jeune et la plus tendre d'un légume vert. Par exemple : hero-tsaramaso ou herotrero-tsaramaso = les haricots verts, Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Les haricots en grains, frais, s'appellent par contre : tsaramaso lena ou tsaramaso vao. [Merina] [1.196]
Examples  9  Nisalasala ihany izy, satria ny tena vao herotrerony tsy efan' ny tazo. [2.285#]
10  Tovolahikely vao herotrerony no tratran'ny iray tamin'ireny teo amin'ny tratrany ka vita teo. [2.895#]
11  Tsy nisy faniriako tsy notanterahina, fa toa nampiandronina tamiko ny fitiavana ilay nilofika vao herotrerony teo amin' ny volan-tantely! [2.529#]

Updated on 2023/11/22