Entry (1/2) | 1 heverina |
Root | 2 hevitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao 5 Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao 6 Atao: Heverinao ho adala angaha aho? [1.1] |
Explanations in English |
7 to be thought of [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on pense [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word heverina |
Entry (2/2) | 16 heverina |
Root | 17 hevitra |
Part of speech | 18 adjective |
Explanations in Malagasy |
19 Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina [1.1] |
Anagrams | 20 heverina, hiverena, iheveran, nihevera, virehane |
Updated on 2023/01/20 |