|
|
|
|

Entry (1/2)1  hika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [1.1]

Entry (2/2)4  hika
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  13  hika, kiha

Updated on 2020/07/31