Entry | 1 mihika |
Root | 2 hika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano 5 Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka 6 Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |