Entry | 1 hira gasy |
Elementary words | 2 hira, gasy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana |
Examples |
5 Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332#] 6 Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#] |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |