|
|
|
|

Entry1  hira gasy
Elementary words  2  hira, gasy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana
Examples  5  [2.332#] Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy.
6  [2.332#] Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy.

Anagrams  7  higarasy, hira gasy

Updated on 2025/01/21