|
|
|
|

Entry1  hirahira
Root  2  hira
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
Explanations in Malagasy  5  lalao [Tanala] [1.78]
Explanations in French  6  chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3]
Examples  7  Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [2.117]
8  Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470]
9  Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
10  Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606]

Updated on 2023/01/20