|
|
|
|

Entry1  hirangirana
Root  2  hirana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra.
Explanations in English  5  [1.7] a glimmer of light
Explanations in French  6  [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté
Examples  7  Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; [2.996#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Names :
Synonyms  11  hirana
Compound words 

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21