Entry (1/3) | 1 hirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana Hirika na loaka idiran' ny fahazavana Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. |
Explanations in English |
4 [1.7] a glimmer of light |
Explanations in French |
5 [1.8] rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 hirangirana |
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 11 hiraña |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.78] [Tanala]
karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. |
Vocabulary |
14 Botany: fruit |
Entry (3/3) | 15 hirana |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Bara]
anaran-gidro |
Synonyms | 18 hira |
Tables and plates |
19 The Lemurs |
Anagrams | 20 arahin, hanari, hanary, hanira, harain, harani, harany, harian, harina, hiaran, hiraña, hirana, iharan, nahary, nahira, narahi, nihara, rahani, rahany, rahina, rihana |
Updated on 2020/07/31 |