|
|
|
|

Entry1  mangirana
Root  2  hirana
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
raronao izany
Mora kokoa, misy hihoriranana
Tsisy hevitra
Explanations in English  5  [1.7] to have chinks through which the light shines
Explanations in French  6  [1.8] brillant
laisser appaître la lumière par des fentes
Examples  7  hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529]
8  Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mangirangirana
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word mangirana

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/28