Entry | 1 mangirana |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany raronao izany Mora kokoa, misy hihoriranana Tsisy hevitra |
Explanations in English |
4 [1.7] to have chinks through which the light shines |
Explanations in French |
5 [1.8] brillant laisser appaître la lumière par des fentes |
Examples |
6 [2.529] hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. 7 [2.472] Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! |
Root | 8 hirana |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mangirangirana |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mangirana |
Anagrams | 21 angarinam, mangarìna, mangarina, mangirana, niangaram, ramangina |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |